plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/04/18.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 18 Reo hafa ze vôfafy tamin'ny tany be tsilo. de ze nandre ny teny. \v 19 Fa ny fagnahian'izao tontolo izao, ny famitahan'ny harena sy ny filāna ny zavatra hafa de tafiditra ka nangeja ny teny ka tsy mamokatra zany. \v 20 Ary reo ze vôfafy takagny amin'ny tany tsara de reo ze naregny ny teny ka nadray izany ka namoa vokatra izy ireo, telopolo, enimpolo,na avy zato heny amin' ze nafafy.''