plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/04/13.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 13 Ary ozy tamin'zareo hoe: Tsy azonareo ma zagny fagnoharana zany ? Manakôry zany no hazaônareo ireo fagnoarana ankôtran'ireo? \v 14 Le mpamboly ze namafy le voa de le raika ze namafy ny teny. \v 15 Reto le niraraka takaigny an-dalana, zay namafazana ny teny, fa rafa regninjareo zany, de tonga avy hatraigny satana ka hangalatra ny teny vôfafy taminjareo.