plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/04/10.txt

1 line
503 B
Plaintext

\v 10 Rafa irery Jesôsy de nagnotany an'Azy momba an'io fagnoarana io reo ze ankeky an'Azy sy reo mpaminany rombefolo. \v 11 Ozy tamireo hoe: Ho an'nareo no hagnomezana ny zava-miafin'ny Fanjakan'andriamanitra. Fa ho an'reo ze akaigny avelag ny de fagnoharana avokao. \v 12 Mba amin'ny fotoana hitazagnan'izy reo ,eny hitazagna zareo kanefa tsy hahita, ary mba amin'ny fotoana ahenonjareo, eny handregny zareo kanefa tsy hafanatra an'izany, na ko hitodika zareo de hamindra fo aminjareo Andriamanitra.