plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/04/06.txt

1 line
219 B
Plaintext

\v 6 Fa rafa nipôka ny masoandro, de nalazo izy ireo, satria tsisy fakany izy reo, de maigna. \v 7 Ny voa hafa niraraka tamin'ny tany feno tsilo. Ary nitsiry nihageda ireo tsilo ireo de nanery an'azy, ka tsy namô voa.