plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/04/03.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 3 '' Henoy, nisy mpamafy nande hamfy voa, \v 4 ary raha namafy izy, de nisy voa sasagny niraraka tamin'ny lālana ka avy reo vorogna ka nihinana an'azy. \v 5 Ny voa sasagny niraraka tamin'ny tany feno korontam-bato, izay tsisy tany loatra. Tonga de nitsiry regny satria tsy laligna ny tany nisy an'azy.