plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/04/01.txt

1 line
418 B
Plaintext

\c 4 \v 1 Ary nanomboka nampianatra takeo amoron'ny ranomasina ndre Izy,ary nisy vahoaka betsaka nitangorogna nagnodidina an'Azy. Niditra takao an-tsambokely izay takeo ambonin'ny ranomasina Izy, ary nipetraka takao. Ny vahoaka daôly kosa de nijanona takeo amoron-dranomasina. \v 2 Nampianatra an'azy ireo raha maro tamin'ny alalan'ny fagnoarana Izy, ary takao amin'ny fampianarany, de zao no nolazainy tamin'azy reo.