plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/03/33.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 33 Ary Izy namaly hoe'' Iza no mamako sy rahalako? \v 34 Ary nijery nagnodidina tamin'ôla nipetraka nagnodidina an'Azy Izy de ozy Izy hoe'' Zahao, ireto ny mamako sy ny rahalako! \v 35 Fa na iza na iza magnano ny sitrapon'Andriamanitra de zany ôla zany no rahalako sy anabaviko ary mamako.