plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/03/31.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 31 Avy takeo de tonga ny mamany sy ny rahalany ary nitsangana taigny avelany. Nandefa ôla nampahafantatra an'Azy zareo ka nampagnantso an'Azy. \v 32 Nipetraka nagnodidigna an'Azy ny vaôka de ozy zareo tamin'Azy hoe:'' ny mamanao sy ny rahalanao de akao ankotany akao,ary mikaraka an'Nao zareo.''