plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/03/28.txt

1 line
336 B
Plaintext

\v 28 Tsoriko marina aminareo ,ho voavela ny heloky ny Zanak'olombelona, na de akeo ary ireo teny ratsy nitinenin'ny vavany, \v 29 fa ze miteny ratsy ny Fanahy Masina kosa de tsy ho voavela heloka mandrakizay, fa meloka nohon' ny ota mandrakizay'' \v 30 nilaza an'izany Jesosy nohon'ny filazan-jareo hoe;'' Managna fanahy maloto Izy.''