plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/03/23.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 23 De nantsovin' i Jesosy hankeo amin'Azy zareo ka nitinenany tamin'ny fagnoharana hoe; Amin'ny fomba manakory ma ny hafan'i Satana mandrôka an'i Satana? \v 24 Raha misy fanjakana miady andragno de ho rava zany. \v 25 Raha misy tokan-tragno miady andragno, de tsy haharitra zany tokan-tragno zany.