plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/03/20.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 20 De nody tandragno Izy ,ary de niaraka tonga ndre ny vaôka, de tsy afaka ninana avy zareo. \v 21 Rafa naregny an' izany ny fianakavena , de nivoaka zareo niaka an'Azy, satria lazainjareo hoe; very saina Izy. \v 22 Ary reo mpanora-dalàna ze nidigna avy taigny Jerosalema de nilaza fa:'' nipetran' i Belzeboba Izy '', ka'' amin'ny alalan' ny mpanapaka ny demonia no androany ny demonia.'''