plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/03/13.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 13 Niakatra antanety Izy, ary nagnatso reo ze teny, de avy zareo. \v 14 Nanendry ireo roambefolo Izy(ze nantsoviny hoe Apostoly) mba afan'njareo miaraka amin'Azy sy mandefa an'zareo mitory ny hafatra, \v 15 ary hanagna fahefana hamôka demonia. \v 16 Ary takeo de nanendry an'ireo rombefofo Izy; Simona, nataony hoe; Petera.