|
\v 9 De nasain'i Jesosy nikaraka sambokely ny mpianany ho an'Azy noho ny hamaron'ny ôla takeo, mba tsy hifanosen'ôla Izy. \v 10 Noho Izy magnasitrana ôla betsaka , de nifandrombaka nagnatogna an'Azy zareo daôly ze managna aretina mbo hikasika an'Azy. |