plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/03/07.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 7 Avy akeo Jesosy, niaraka tamin'ireo mpianany, nankaigny amoron-dranomasina, ary nisy vaôka betsaka nagnaraka avy aigny Galilia sy Jodia. \v 8 Ary ny avy aigny Jerosaleme sy avy aigny Edoma ary hatraigny amoron'ny farihy jordana sy ny magnodidigna an'Tira sy Sidona. Rafa naregny momba reo raha nataony zareo, de nisy vaôka betsaka nankeo amin'Azy.