plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/03/05.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 5 Nijery an'azy reo tamina hasosena Jesosy, ary nalaelo Izy satria mafy fo zareo, de ozy tamin'le leila " Ainjiro ny tagnanao" De natsotran'le leila ny tagnany ka sitrana. \v 6 Nivoaka reo Fariseo ary magnomagna malady niaraka tamin'ireo Herodiana nikaraka ze fômba hamonoana an' Azy.