plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/03/03.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 3 Ozy Jesosy tamin'le leila maty tagnana hoe:'' Miarema de mintsangàna akeo ampovôn'ôla akeo. " \v 4 De niteny tamin'ôla Izy nagnano hoe;" manjary ma ny magnano asa soa amin'andro sabata se ny magnano ratsy; ny mamonjy aigna, se mamono?" Nefa zareo tsy niteny.