plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/03/01.txt

1 line
209 B
Plaintext

\c 3 \v 1 De nakao amin'sinagoga ndre Jesosy ary nisy leila maty tagnana takao. \v 2 Nitazagna ankeky an'Azy ny ôla sasagny mbo hitazagna raha hagnasitrana amin' sabata Izy mba azahon'ireo magnameloka an'Azy.