plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/02/20.txt

1 line
265 B
Plaintext

\v 20 Ho avy ny andro angalàna ny mpampakatra amin'jareo, de am'zay andro zay vô mifady ahanina zareo. \v 21 Tsisy manakotra lamba tonta amin'ny lamba vao, fa ra tsy zany dia hiala amile tapa-damba ny vaovao hiala amin'ny talô,de vao maika ratsy ny faharovitana.