plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/02/10.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 10 Fa mba afantaranareo fa managna fahefana hamela heloka aketo antany ny zanak'Öla, "Ozy tamile kombo" \v 11 Taraviko marina aminareo, Mitsangàna, batao fandrenanao, de mandiana aigny an-dragnonao." \v 12 De nitsangana izy de nibata ny fandreny avy hatraigny, ary nivôka an'le tragno nagnoloana ny daôlo, ka nagnome voninahitra an'Andriamanitra, ary ozy zareo hoe: "Tsy mbôla nahita ra ôtran'ity zahay."