plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/02/05.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 5 Nony nahita ny finoan'jreo, de ozy Jesosy tamile leila malemy: "Anaka vôvela ny helokao."\v 6 Ary nisy sasagny tamin'ireo mpanoradalàna nipetraka takeo, ka nigonongongna takao ampon'jareo hoe:\v 7 "Ahoana no azahoan'io leila io miteny otran'zany?Miteny ratsy Izy! Fa tsy Andriamanitra rerika ihany va no afaka mamela heloka?"