plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/01/45.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 45 Fa nivôka izy ary nitineniny daôly ny ôla sady tegna naparitany ny teny ka de tsy afaka niditra malalaka taigny an-tanana Jesosy, ka nipetraka takaigny tavelany takaigny tamin'ny toerana mitokana Izy ary nagnantogna an'Azy ny ôla avy amin'ny toerana daôly.