plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/01/43.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 43 Nampitandrina mafy anazy Jesosy ary nandefa anazy. \v 44 Ozy taminazy hoe: "Tandremo tsy hivolagna na amin'iza na amin'iza anao, fa andana, atoro ny mpisorona ny vatagnao, ary magnanôva fagnatitra nohon'ny fagnadiovana an'nao araka ny nandiden'i Mosesy, mba ho fijorôna vavolombelona ho anjareo."