plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/01/40.txt

1 line
316 B
Plaintext

\v 40 Nisy boka raika tonga tamin'Azy. Nengavy an'Azy izy; nandoalika tamin'Azy ary nikoragna hoe: "Ra manjary Aminao, de afaka magnadio ana Anao". \v 41 Onena anazy, de nagninjitra ny tagnany Jesosy ary nikasika ananjy, nagnano hoe: "Manjary, madiova anao". \v 42 Tonga de niala taminazy ny habokana, ary nadio izy.