plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/01/32.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 32 Tamin'io hariva io, taorian'ny filentehan'ny masoandro, de nindesin-jareo taminazy ze narary daôly na kô misy demonia. \v 33 Nitangorogna tam-baravaragna daôly ny takao an-tanana daôly. \v 34 Nagnasitrana ôla maro zay nararin'aretina samihafa Izy ary nandroaka demonia maro, fa tsy navelany hikoragna reo demonia satria nafantatra Anazy zareo.