plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/01/29.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 29 Rafa avy nivôka ny synagoga, de tonga takao an-tragnon'i Simona sy Andrea zareo, niaraka tamin'i Jakoba sy Jaona. \v 30 Ary ny rafozam-bavin'i Simona nandamaka voan'ny tazo, ka nolazain-jareo an'i Jesosy ny momba anazy. \v 31 De nagnantona Izy, de noraisiny tamin'ny tanany, ary nareminy; de afaka ny tazony, ary nanomboka nanompo Ananjy zareo.