plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/01/23.txt

1 line
433 B
Plaintext

\v 23 Avy akeo nisy leila raika takao aminn'ny synagogan-jareo zay nanagna fagnahy maloto nagnantso mafy, \v 24 nagnano hoe: "Ino no hifandraisanay aminao ry Jesosy avy aigny Nazareta? Tonga handratra an'nay ma Anao? Hainay hoe Iza Anao, Anao Le Masin'Andriamanitra !" \v 25 Niteny mafy ny demonia Jesosy ka nagnao hoe: "Mangigna ary mivoà aminazy !" \v 26 Ary le demonia nampandavo ananjy sy nivoaka taminazy ka nitabataba mafy be.