plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/01/21.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 21 Avekeo de tonga takao Kapernaomy zareo, ary tamin'ny andro Sabata, dia niditra takao tamin'ny synagoga Jesosy ary nampianatra. \v 22 Nidagnaka tamin'ny fampianarany zareo, satria nampianatra an-jareo otran'ny ôla managna fahefana Izy fa tsy otran'ny reo mpanora-dalàna.