plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/01/16.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 16 Rafa nande taigny amoron'ny ranomasin'i Galilia Izy, de nahita an'i Simona sy Andrea rahalahin'i Simona nagnarato, satria mpagnarato zareo. \v 17 Ozy Jesosy taminjareo hoe: "Ave, magnarà Ana fa ataoko mpagnarato ôla nareo". \v 18 Tonga de nametraka ny harato zareo ka nagnaraka Anazy.