\v 14 Ary rafa voasambotra Jaona de tonga takao Galilia Jesosy nitory ny filazantsaran'Andriamanitra. \v 15 Ary nilaza hoe: "Fa tonga ny fotoana, ary efa ankeky ny fanjakan'Andriamanitra. Mibebaha de minoa ny filazantsara."