plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/01/04.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 4 Tonga Jaona, nagnano batisa tagny an'efitra ary nitory ny batisan'ny fibebahana ho amin'ny famelan-keloka vokatry ny ota. \v 5 Ny ôla daôly takagny Jodia sy ny ôla takao Jerosalema de tonga nagnantona ananjy. Nataony batisa takao amin'ny farihin'i Jordana zareo, refa nibaboka ny fahotany. \v 6 Jaona de nitafy lamba volon-drameva ary nagnano fekibo oditra tamin'ny andilagny, ary valala sy tintely dia no foaniny.