plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/01/01.txt

1 line
356 B
Plaintext

\c 1 \v 1 Ty no niantombon'ny filazantsaran'i Jesosy Kristy, le Zanak'Andriamanitra. \v 2 Arak'izay voasoratra ao amin'Isaia mpamignany magnano hoe: "Indro za magniraka ny irako ialô An'nao, le raika agnamboatra ny lalanao ". \v 3 Misy feo magnantso mafy akagny agn'efitra magnano hoe: "Ataovy vognona ny lalan'ny Tompo, ataovy mahitsy ny lalan-kombagny".