\v 14 \v 15 Ary rafa voasambotra Jaona de tonga takao Galilia Jesosy nitory ny filazantsaran'Andriamanitra. Ary nilaza hoe: "efa tonga ny fotoana, ary efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra. Mibebaha de minoa ny filazantsara.