\v 21 \v 22 Avekeo de tonga takao Kapernaomy zareo, ary tamin'ny andro Sabata, dia niditra tao amin'ny synagoga Jesosy ary nampiagnatra. Nidagnaka tamin'ny fampianarany zareo satria nampianatra an-jareo okan'ny ola manana fahefana Izy fa tsy okan'ny mpanora-dalàna.