\v 35 Ka membena satria tsy fantatrareo hoe ovena no ho avy ny tompon-tragno; mety ho amin'ny hariva , na amin'ny sasak'alina na magneno ako, na ampolakeka.\v 36 Fa raha avy tampoka izy, de aza avela haita an'nareo matory izy. \v 37 Zay lazaiko aminareo de lazaiko amin'ny ôla daôly kô: Membena!"