Thu Oct 24 2019 15:50:44 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 15:50:45 -04:00
parent ff499ac4f1
commit dd8ab1a35b
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Rafa irery Jesôsy de nagnotany an'Azy momba an'io fagnoarana io reo ze ankeky an'Azy sy reo mpaminany rombefolo. \v 11 Ozy tamireo hoe: Ho an'nareo no hagnomezana ny zava-miafin'ny Fanjakan'andriamanitra. Fa ho an'reo ze akaigny avelag ny de fagnoharana avokao. \v 12 Mba amin'ny fotoana hitazagnan'izy reo ,eny hitazagna zareo kanefa tsy hahita, ary mba amin'ny fotoana ahenonjareo, eny handregny zareo kanefa tsy hafanatra an'izany, na ko hitodika zareo de hanindry fô, aminjareo Andriamanitra.
\v 10 Rafa irery Jesôsy de nagnotany an'Azy momba an'io fagnoarana io reo ze ankeky an'Azy sy reo mpaminany rombefolo. \v 11 Ozy tamireo hoe: Ho an'nareo no hagnomezana ny zava-miafin'ny Fanjakan'andriamanitra. Fa ho an'reo ze akaigny avelag ny de fagnoharana avokao. \v 12 Mba amin'ny fotoana hitazagnan'izy reo ,eny hitazagna zareo kanefa tsy hahita, ary mba amin'ny fotoana ahenonjareo, eny handregny zareo kanefa tsy hafanatra an'izany, na ko hitodika zareo de hamindra fo aminjareo Andriamanitra.

View File

@ -75,6 +75,7 @@
"04-03",
"04-06",
"04-08",
"04-10",
"04-13",
"04-16",
"04-18",