auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-24 10:20:09 -04:00 committed by root
parent ae3eb703ef
commit d851cb0ed6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Fa Jesosy nahafantatra avy hatraigny tao amin'ny fanahiny ny ra neritreretin'jareo. Ary Ozy tamin'jareo: "Nagnino nareo no mieritreritra an'zany ra zany akao am-ponareo?\v 9 Ino no mora ny miteny amin'le leilà kombo hoe: 'Vovela ny helokao' se ny hoe: 'Mitsangàna, batao ny fandrenanao, de mandeana'?
\v 8 Fa Jesosy nahafantatra avy hatraigny tao amin'ny fanahiny ny ra neritreretin'jareo. Ary Ozy tamin'jareo: "Nagnino nareo no mieritreritra an'zany ra zany akao am-ponareo?\v 9 Ino no mora ny miteny amin'le leilà malemy hoe: 'Vovela ny helokao' se ny hoe: 'Mitsangàna, batao ny fandrenanao, de mandeana'?