auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-19 07:34:17 -04:00 committed by root
parent 3d2eb7996f
commit d53bf80fd0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 48 Ary tazagny fa sahirana mafy zareo nive ny sambokely, satria nanohi-drivotra mafy zareo. Tokony ho tamin'ny ora fiemenana fahefatry ny de nankeo anjareo Izy, nandende tambony ranomasina, ary te handalo taminjareo izy. \v 49 Fa rafa natazagna anazy nandende tambony ranomasina zareo, de neverinjareo hoe angatra Izy de niekeka zareo,\v 50 satria natazana Anazy zareo de raikitahatra. teniteo de niteny tanjareo Izy hoe: "Milamìna!Za ihany ty!aza matatra!"
\v 48 Ary tazagny fa sahirana mafy zareo nive ny sambokely, satria nanohi-drivotra mafy zareo. Tokony ho tamin'ny ora fiemenana fahefatry ny de nankeo anjareo Izy, nandende tambony ranomasina, ary te handalo taminjareo izy. \v 49 Fa rafa natazagna anazy nandende tambony ranomasina zareo, de neverinjareo hoe angatra Izy de niekeka zareo,\v 50 satria natazana Anazy zareo de raikitahatra. teniteo de niteny tanjareo Izy ka niteny anjareo hoe: "Matoky!Za ihany ty!aza matatra!"