auto save
This commit is contained in:
parent
5a22063cb2
commit
d53340a222
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avy takeo Jesôsy nentotra nifagnitsy ny vata fanatazan-drakitra takao amin'ny Tempoly; Nitazana an'reo ôla daôly ze nandrotsaka vola takao amin'ny vata fandatsahan-drakitra . Mpanankarena maro no nandrotsaka vola beda be takao. De nisy vaiavy mahantra mpagnano tegna raika tonga nandrotsaka farantsakely rôy, ze kely variroaventy. Oharogna amin'ny iraimbilanja.
|
||||
\v 41 Avy takeo Jesôsy nentotra nifagnitsy ny vata fanatazan-drakitra takao amin'ny Tempoly; Nitazana an'reo ôla daôly ze nandrotsaka vola takao amin'ny vata fandatsahan-drakitra . Mpanankarena maro no nandrotsaka vola beda be takao.\v 42 De nisy vaiavy mahantra mpagnano tegna raika tonga nandrotsaka farantsakely rôy, ze kely variroaventy. Oharogna amin'ny iraimbilanja.
|
Loading…
Reference in New Issue