Mon Oct 21 2019 09:53:36 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 09:53:38 -04:00
parent f59f7f4a9d
commit d1fc6ba842
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 \v 34 \v 35 Avekeo tonga tao Kapernaomy zareo. Rafa avy niditra tao an-dragno Izy de nagnontany anazy reo hoe: ''Ino ny rà nikoraginareo taigny an-dàlana? Fa nangigna zareo satria efa niady hevitra taigny an-dàlana zareo ny amin'izay ho lehibe.Nipetraka de nagnantso reo rombefolo là niaraka Izy ary nitare taminjareo hoe: '' Ra misy te ho vôlôny, de tsy maintsy farany amin'ny dahôly izy ary ho mpanompon'ny daôly.''
\v 33 Avekeo tonga tao Kapernaomy zareo. Rafa avy niditra tao an-dragno Izy de nagnontany anazy reo hoe: ''Ino ny rà nikoraginareo taigny an-dàlana?'' \v 34 Fa nangigna zareo satria efa niady hevitra taigny an-dàlana zareo ny amin'izay ho lehibe. \v 35 Nipetraka de nagnantso reo rombefolo là niaraka Izy ary nitare taminjareo hoe: '' Ra misy te ho vôlôny, de tsy maintsy farany amin'ny dahôly izy ary ho mpanompon'ny daôly.''