diff --git a/01/35.txt b/01/35.txt index f310294..7baf446 100644 --- a/01/35.txt +++ b/01/35.txt @@ -1 +1 @@ -\v 35 Nifô am-polakeka Izy ra mbola maizigny ny andro; niala takeo Izy ary nande takegny amin'ny toerana mitokana ary takeo Izy no nivavaka. \v 36 Nitady anazy Simona sy reo izay niaraka taminazy. \v 37 Nahita anazy zareo ary nikoragna taminazy magnano hoe: "Mitady an'nao daôly ny ôla". \ No newline at end of file +\v 35 Nifô ampolakeka Izy ra mbola maizigna ny andro; niala takeo Izy ary nande takaigny amin'ny toerana mitokana ary takeo Izy no nivavaka. \v 36 Nitady Anazy Simona sy reo izay niaraka taminazy. \v 37 Nahita anazy zareo ary nikoragna taminazy magnano hoe: "Mikaraka An'nao daôly ny ôla". \ No newline at end of file diff --git a/01/38.txt b/01/38.txt index 70a6f4d..b305a8f 100644 --- a/01/38.txt +++ b/01/38.txt @@ -1 +1 @@ -\v 38 Ozy hoe: "Anda tsika ho akagny amin'ny toeran-kafa, akagny ivelany amin'ny tagnana manodidina, mba ahafako mitory teny akagny kô. Fa zany no antony nivoako taty." \v 39 De niteteziny daôly Galilia. Nitory teny takao tamin'ny synagogan-jareo sady nandrôka demonia maro. \ No newline at end of file +\v 38 Ozy hoe: "Anda tsika ho aigny amin'ny toeran-kafa, aigny avelan'ny tanana magnodidina, mba ahafako mitory teny akagny kô. Fa zany no antony nivoako taty." \v 39 De niteteziny daôly Galilia. Nitory teny takao tamin'ny synagogan-jareo sady nandrôka demonia maro. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 8243c01..7c4a391 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -51,7 +51,7 @@ "01-27", "01-29", "01-32", - "01-38", + "01-35", "01-40", "01-43", "01-45"