auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-24 08:00:53 -04:00 committed by root
parent dc8f3ef826
commit bb295a53f4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 Na de nampalaelo mafy ny mpanjaka aza zany, de tsy afaka nandà ny fangatany izy nony fenianana nataony sy nony 'reo vahininy nasaina tamin'ny finanana.\v 27 Nony zany de nandidy miaramila tokana avy tamin'ny mpiabina ny mpanjaka ary nandidy an'azy itondra ny lôn'i Jaona ho akeo amin'azy. Lasana le mpiambina ary nanapaka ny lôn'i Jaona takao an-dragnomaizigna.\v 28 Nindesiny takeo ambony vilé ny lôny ary natolony an-drazazavevavy, ary le vevavy nanolotra zany an-dreniny. \v 29 Rafa hegnon'ny mpianatra zany de tônga zareo naka ny fatiny de nandevina izany.
\v 26 Na de nampalaelo mafy ny mpanjaka aza zany, de tsy afaka nandà ny fangatany izy nony fenianana nataony sy nony 'reo vahininy nasaina tamin'ny finanana.\v 27 Nony zany de nandidy miaramila tokana avy tamin'ny mpiabina ny mpanjaka ary nandidy an'azy itondra ny lôn'i Jaona ho akeo amin'azy. Lasana le mpiambina ary nanapaka ny lôn'i Jaona takao an-dragnomaizigna.\v 28 Nindesiny takeo ambony vilé ny lôny ary natolony an-drazazavevavy, ary le vevavy nanolotra zany an-dreniny. \v 29 Rafa naheno zany 'reo mpianany, de tonga zareo ary naka ny nofony ka nametra nandevina izany.