Fri Nov 15 2019 10:50:07 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-15 10:50:08 -08:00
commit b8bf71d174
72 changed files with 147 additions and 2 deletions

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Niala an'io tôrana io Izy ka namonjy ny tanindrazagny, ary nagnaraka ananjy ny mpianany. \v 2 Ary rafa tonga ny andro sabata, de nampianatra takao amin'ny Synagôga Izy. Betsaka ny ôla naregny Anazy de nidagnaka zareo. Ozy zareo hoe: "Avy akaiza no nazaôny 'reo fampianarana 'reo? Ino zao fahendrena ze namena an'Azy 'zao? Ino reo fahagagana ze nataony tamin'ny tagnany 'reo? \v 3 Tsy le mpandrafitra ma io?, le zanak'i Maria ary rahalahin'i Jakoba sy Josesy sy Jodasy ary Simona? Tsy miaraka amintsika aketo ma 'reo anabaviny? Toina tamin'i Jesosy zareo.

1
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 De ozy Jesosy hoe: "Tsy misy mpamignany tsy hajaina,afa-tsy akao amin'ny taniny sy akao amin'ny tanindrazany sy akao amin'ny havany ankeky ary akao amin'ny fianakaveny manokana iany." \v 5 Tsy afaka magnano asa mahagaga Izy, afa-tsy ny fametrany tagnana amin'ny marary vitsivitsy ary manasitrana an'njareo. \v 6 Gaga nohon'ny tsy finoan'njareo Izy. Avekeo nande nagnodidina ny tanàna Izy hampianatra.

1
06/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Avy takeo de nagnantso 'reo rombefolo lahy Izy ary nanomboka nagniraka an'njareo tsirôirôy, ary nameny fahefana takeo amin'ny fagnahy maloto zareo, \v 8 Ary nandidy an'njareo tsy hitondra na ino na ino amin'ny deny, na mofo, na kitapo, na vola amin'ny fekibonjareo afa-tsy tehina fôgna. \v 9 fa hagnagno kiraro, ary tsy hangnagno akanjo rôy.

1
06/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ozy Izy tamin'njareo hoe: "Na vena na vena anareo miditra amina tragno raiky, de mitobe akao mandra-pialanareo aigny, \v 11 Ary raha misy tanàna tsy mandray an'nareo na mihaino an'nareo, rafa miala akao am'zany tôrana zany anareo, de aintsagno ny jofo amin'ny tongonareo mba ho fijorôana vavolombelona amin'njareo."

1
06/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 De niala zareo ary nitory fa ny ôla de tokony hibebaka amin'ny fahotany, \v 13 Nandrôka demonia maro zareo, ary nanosotrta marary maro tamin'ny menaka ka nagnasitrana an'azy 'regny.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 'Regnin'i Heroda mpanjaka zany, satria lasa nanjary nalaza be ny agnaran'i Jesosy. Ny sasagny nagnano hoe: "Nitsangana tamin'ny maty i Jaona mpagnano batisa ary nony zany, de miasa akao agnatiny 'reo hery mahagaga 'reo." \v 15 Fa 'reo sasagny kosa nilaza hoe: "Elia Izy" Ny sasany mbôla niteny hoe : "Mpamignany Izy, ôtran'ny raika am'reo mpamignany tamin'ny andro talô."

1
06/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa rafa naregny zany Heroda de ozy izy hoe : "Jaona, le notapako lô, no nitsangana tamin'ny maty." \v 17 Fa Heroda no nampisambotra an'i Jaona ka nandefa an'azy taigny an-dragnomaizigna noho ny raharaha Herôdiasy (vadin'i Filipo ralàny), satria nalainy vady le vevavy.

1
06/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Fa Jaona niteny an'i Heroda hoe: "Tsy araka ny lalàna ny hanambadenao ny vadin'ny ralànao." \v 19 Fa sosy tamin'azy Herôdiasy ka nikaraka ze hamonôny an'azy nefa tsy afaka, \v 20 noho ny fahatahôran'i Heroda an'i Jaona; fantany fa ôla-marina sy feno famasinana izy,ary niaro an'azy izy. Nanahiran-tsaigna an'azy ny fandrignesana an'azy, kanefa mbôla nitandregny an'azy tami-pifalena izy.

1
06/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Avy takeo nisy irika tamin'ny tsingerintaona nateran'i Heroda ka nagnano fanasana ho an'reo lebeny, sy 'reo mpifehiny ary 'reo mpitariky ny Galilia izy. \v 22 De niditra ny efitragno fanasana ny zanaka vavin'i Herodiasy ary nandihy ho an'azy 'reo, ary nafinaritra an'i Heroda sy 'reo vahiny nantsovina tamin'ny finanana izy. Ozy ny mpanjaka tamin-drazazavevavy hoe: "Angatao aminà ze ra tenao de ameko an'nao zany."

1
06/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Ary niozogna tamin'azy izy nagnano hoe: "Na ino na ino angatahanao aminà, de ameko an'anao, atramin'ny antsasaky ny fanjakako." \v 24 De nivôka izy ary niteny tamin-dreniny izy hoe: "Inona no tokony angatako amin'azy?" De ozy ny 'reniny hoe: "Ny lôn'i Jaona mpagnano Batisa" Teo no ho eo de niverigna taigny amin'ny mpanjaka izy, ka nangataka, nagnano hoe: "\v 25 Teko omenao anà, zao de zao, akeo ambony vilé ny lôn'i Jaona mpagnano batisa."

1
06/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Na de nampalaelo mafy ny mpanjaka aza zany, de tsy afaka nandà ny fangatany izy nony fenianana nataony sy nony 'reo vahininy nasaina tamin'ny finanana.\v 27 Nony zany de nandidy miaramila tokana avy tamin'ny mpiabina ny mpanjaka ary nandidy an'azy itondra ny lôn'i Jaona ho akeo amin'azy. Lasana le mpiambina ary nanapaka ny lôn'i Jaona takao an-dragnomaizigna.\v 28 Nindesiny takeo ambony vilé ny lôny ary natolony an-drazazavevavy, ary le vevavy nanolotra an'zany an'reniny. \v 29 Rafa naheno zany 'reo mpianany, de tonga zareo ary naka ny nofony ka nametraka an'zany takao am-pasagna.

1
06/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Niverigna taigny amin'i Jesosy 'reo apostoly ary nitantara tamin'azy ze daôly vitanjareo sy nampianarinjareo.\v 31 Ary ozy Izy taminjareo: "Ndao tsika ho aigny agn'efitra ka iala reraka kely." Fa betsaka ny ôla no nivezivezy,ary tsy nanam-potôna hinanan-kanina avy aza zareo. \v 32 De nande an-tsambokely zareo mba ho aigny amin'ny tany fôgna.

1
06/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Fa zareo natazagna an'azy 'reo nande ary betsaka no nafantatra an'azy 'reo, de niara-niazakazaka an-tongotra avy taigny amin'ny tanàna daôly zareo, ary tonga takeo talônjareo.\v 34 Rafa tonga tary amin'ny morony zareo, de natazagna vahôka betsaka Izy ary nalahelo an'azy 'reo Izy satria ôtran'ny ondry tsy managna mpiambina zareo. ka nanomboka nampianatra ra betsaka an'azy 'reo Izy.

1
06/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35Ary rafa hariva ny andro, de nagnatona an'Azy 'reo mpianany ka nagnano hoe: "Tôrana fôgna ty ary ny andro efa madiva hariva sady. \v 36 Alefao zareo mba handehanany aigny am'reo vohitra sy tanàna magnodidina hividy ahanina ho an'ny tegnanjareo."

1
06/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37Fa namaly Izy ka nagnano taminjareo hoe: "Ameo ra hoanina zareo". De ozy zareo tamin'azy hoe: "Afaka mande ary mividy mofo azon'ny denaria roanjato ma zahay ka agnome an'zany an'zareo hoanina?". \v 38 De ozy taminjareo hoe: "Firy no mofo anagnanareo?" Mandehana ary tazagno" Rafa itany de ozy zareo hoe: " Mofo dimy sy azandrano roa."

1
06/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 De nandidy ny ôla daôly mba hipetraka mitsitokotoko takeo amin'ny atra-maitso Izy.\v 40 De nipetraka an-tokony zareo, an-tokony zato sy dimampolo. \v 41 Naka an'reo mofo dimy sy azandrano roa Izy,nendrandra ny lagnitra de nisaotra ka nizarazara ny mofo ary natolotra an'zany tam'reo mpianatra mba amena akeo agnolônan'ôla. Nozarainy iany kô ny azandrano roa ho an'izy daôly.

1
06/42.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 42 De nihinana avoko izy daôly nandra-pahavoky an'azy 'reo. \v 43 Nalainjareo ny sombitsombina mofo, zay nafeno roambefolo karapaka mitafotafo, ary kô ny ambin'reo hazandrano.\v 44 Nisy dimy arivo ny leila ninana ny mofo.

1
06/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45 takeo nikeo de nasainy niakatra agnaty an-tsambokely reo mpianany mba melôha ananjy egny am-pita, oankaigny Betsaida,ra nampody vaôka Izy\v 46 Rafa lasana zareo, de niakatra tagny an-tanety Izy mba hivavaka .\v 47 Tonga ny hariva, ary efa takeo ampovoan'ny ranomasina ny sambokely, fa izy rerika no tegny an-tanety.

1
06/48.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 48 Ary tazagny fa sahirana mafy zareo nive ny sambokely, satria nanohi-drivotra mafy zareo. Tokony ho tamin'ny ora fiemenana fahefatry ny de nankeo anjareo Izy, nandende tambony ranomasina, ary te handalo taminjareo izy. \v 49 Fa rafa natazagna anazy nandende tambony ranomasina zareo, de neverinjareo hoe angatra Izy de niekeka zareo,\v 50 satria natazana Anazy zareo de raikitahatra. teniteo de niteny tanjareo Izy ka niteny anjareo hoe: "Matoky!Za ihany ty!aza matatra!"

1
06/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 51 Ary nitsofoka tan-tsambokely niaraka taminjareo Izy, de togny ny rivotra tsy nitsoka intsony. Nidagnaka tateraka zareo.\v 52 Ary tsy mbô azonjareo veroka ny dikan'le mofo, fa kosa nihamafy ny fonjareo.

1
06/53.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 53 Rafa tafapita zareo, de tonga takao Genesareta zareo de nitoby takao.\v 54 Ary rafa nidigna tamle sambokely zareo, tonga de nafantra Anazy dahôly ôla tao, \v 55 ka nihazakazaka nagnarana faritra daôly zareo ary namboka nitondra ny marary tamin'ny fandrenany tagny amin'ze naregny anze misy Anazy.

1
06/56.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 56 fa na taiza na taiza nandanany, na tanam-be na tam-banivohitra ndrindra, de napetrak'izareo tambenja ny marary. Nengavy Anazy zareo mba hikitika ny rambon-dambany,ary reo ze nikitika Anazy de betsaka no salama.

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 6

1
10/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Niala takeo amin'zany tôrana zany Jesôsy ary nande taigny amin'ny faritan' i Jodia sy taigny amin'ny faritra amban'i reniranon'i Jordana;ary nankeo aminy ndre ny vahôka. Ary araka ny fataony , de nampianatra anjareo ndre Izy;\v 2 De nagnatogna anjareo ny fariseo mba hitsapa Anazy ka hagnontany hoe: " Ara-dalàna ho an'ny leila va ny misara-bady?" \v 3 Namaly Izy hoe: Ino ny baikon'i Mosesy aminareo?"\v 4 De ozy zareo hoe:" Mosesy de namela ny leila hisara-bady raikana hanoratra taratasy fanamarinana fisaraham-bady ary hamela ananjy avekeo.

1
10/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 "Ozy Jesôsy taminjareo hoe: " Non'ny hamafisan'ny fonareo no nanoratany ho anareo zany lalàna zany. " \v 6 Fa taigny amin'ny fanombona famoronana, Andriamanitra nagnano anjareo ho leila sy vevavy".

1
10/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Amin'izany antony izany de hiala ny ray sy ny renoiny ny lahy ka hikambana amin'ny vadiny \v 8 ary hanjary nofo raika zareo ndroy. Ka tsy ho roy intsony zareo fa ho nofo raika iany.\v 9 Ko ze nakamban'Andriamanitra, de ôka tsy saran'ôlombela."

1
10/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ary rafa tao an-tragno zareo de mbola namerigna nagnontany ndre zareo,\v 11 Ozy taminjareo hoe: "N'iza n'iza leila misaraka amin'ny vadiny ka miaka vaiavy afa de mijangajanga.\v 12 Ra misaraka amin'ny vadiny ny vavy ka manambady leila afa de mijangajanga izy"

1
10/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Avekeo zareo de nitôndra ny zanak'i zareo takeo Aminy mbô ametrany tagnana, fa gnagnavy taminjareo ny mpianany. \v 14 Fa rafa natazagna anzany Jesôsy de sosy mafy de nitare taminjareo hoe:" Avilay ny zaza hagnatogna Anà ary aza sakanana zareo fa ny fanjakan'Andriamanitra de an'ôla ôtranjareo".

1
10/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Lazaiko aminareo marina tokôtrany, n'iza n'iza tsy mandray ny fanjakan'Andriamanitra salan'ny zaza kely de tsy hiditra amzany velively.\v 16 Avekeo de nibotrony reo zaza reo ka notsofony rano sady nametrany tagnana.

1
10/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ary rafa nanomboka ny deny Izy, de nisy leila nezakazaka nendohalika takeo agnatreany, ary nagnotany hoe: "Ry Mpampianatra tsara ô! Ino tsy maintsy ataoko mba handovako ny fiaignana mandrakizay?"\v 18 Jesôsy nagnotany hoe: " Manakôry ma no antsovinao hoe: Tsara Za?\v 19 Fantrao ny didy hoe: Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza mijo vavolombelona mandainga, aza mamitaka, hajao ny raiano sy ny reninao."

1
10/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 De ozy le leila hoe: " Mpampianatra ô, efa narahako atramin'ny fatanorako daôly reo daôly reo". \v 21 Nitazagna anazy Jesôsy de te anazy ary ozy taminy hoe:" Misy ra banga raika akao aminao. Tsy maintsy amidinao daôly ny fanagnanao ary ameo ny mahantra zany, de hagnana harena agny an-dagnitra ianao. AVekeo magnarà Ana". \v 22 Fa noizany filazany zany de nalaelo izy ka nande nagasiasy satria nagnana fanagnam-be tokôtra izy.

1
10/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Mitazagna ny manodidigna anazy Jesôsy ary notaraviny tamreo mpiagnany hoe: "Tegna sarotra hoan'reo manankarena be ny miditra ny fanjaka'Andriamanitra" \v 24 De gaga tamin'ny teniny ny mpianatra, ozy ndre Jesôsy taminjareo hoe:" Anaka, sarotra ny fdiragna akao amin'ny fanjakan'Andriamanitra! \v 25 Mora kokoa ho an'ny rameva no miditra amin'ny vodi-fanjaitra nohon'ny hidiran'ny mpanakarena be akao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.

1
10/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 De mbola gaga ndre ny mpiagnatra ary de nifagnontany zareo hoe:" Iza zany no afaka vonjena?"\v 27 Nitazana anazy reo Jesôsy ary ozy hoe:" Tsy vitan'ôla zany fa vitan'Andriamnitra satri ny ra dahôly de hain'Andriamanitra hatao"\v 28 De nagnomboka nitare taminazy ndre i Petera hoe:" Tazagno, zay reto de nafoy ny ra daôly ary nagnaraka An'nao."

1
10/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 \v 30 \v 31 Ary ozy Jesôsy: "Lazaiko marina aminareo,tsy misy olona mandôsa ny tranony na ny ralainy na ny ravaviny,nany zagnany, na ny taniny noho ny Aminà sy ny Filazantsara ka tsy hahazo avy zatoeny amin'izao taonjato ankeitriny izao. De trano, rahalahy,rahavavy,reny,zanaka sy tany miaraka amin'ny fagnenjena,ary amin'ny taonjato hoa avy de fiaignana mandrakizay. Fa betsaka ny vôlôny no lasa farany ary ny farany lasa volôny."

1
10/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Taigny an-dalana zareo ra niakatra ho agny Jerosalema ary Jesoŝy nande nelô anjareo. Gaga reo mpiantra, ary re ze nagnaraka Ananjy tafara de natatra. Nantsovin'i Jesôsy hankeo Aminazy ndre izy rombefolo ary de nanomboka nilaza ra hihatra Aminazy tsy ho ela Izy. \v 33 Tazagno, miaraka agny Jeosalema tsika zao,ary ny Zanak'olona de atolotra ny Mpisonabe sy ny Mpanora-dalàna. Hoelonjareo ho faty Izy ary atolony ny Jentilisa. \v 34 Reo de hagneso Anazy,handrora Anazy,Handaroka Anazy sy hafaty Anazy. Fa afaka telo andr de hitsangana amin'ny maty Izy.

1
10/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Jakoba sy Jaona,zanak'i Zebedio, nagnatona Anazy ary ry nitare Taminazy hoe: " MPampianatra ô! mba tenay ra mba ataonao ze angatahanay daôly Aminao." \v 36 De Ozy taminjareo hoe: " Ino tenareo ataoko aminareo?" \v 37 Ozy zareo hoe: Avelao zay hiaraka hipetraka Aminao akao amin'ny voninahitrao, ka ny tokana an'tagnana ankavanana ary ny tokana ankeo ankavenao"

1
10/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Fa Jesôsy namaly anjareo hoe: " Tsy fantatrareo ze angatahanareo, agnareo ma afaka misotro amin'ny kapoaka ze hisotroko na hiaritra ho hatao batias amze hagnanovana Ana?"\v 39 Ozy zareo taminy hoe: " Vitanay zany." Ary nitare taminnjreo Jesôsy hoe: "Ny kapôka ze sotroko de ho sotronareo ary amin'ny batisa ze agnanovana batisa Ana,no hagnanovana batisa an'nareo kô, \v 40 Fa ze hipetrahako akeo an-tagnana an-kavanako na akeo an-kaveko kosa de tsy miankina Amina zany, fa zany de hoan'jareo ze nagnomagnana anzany.

1
10/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41 Rafa naregny ny momba anzany zareo mpiantra folo hafa, de nanomboka sosy lôtra tamin'i Jakoba asy Jaona. \v 42 Nantsovin'i Jesôsy nankeo Aminazy zareo ary nitaraina hoe: " Fantatrareo va reo ze hiverigna ho mpanapaka ny Jentilisa de mpanomponjareo ary ny lehibe mpifehy anjareo de magnampatra fahefana aminjareo.

1
10/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Fa tsy tokony ôtranzany ny aminareo, fa n'iza n'iza magniry ho lohagny aminireo de izy no ho mapanomponareo, \v 44 ary n'iza n'iza magniry ho volôny aminareo de ôka izy andevonareo daôly. \v 45 Fa ny Zanak'ôla tsy tonga mba hotompoina fa hanompo, sy hanolotra ny aignany takalon'ny aignan'ny maro.

1
10/46.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 46 nga takao Jeriko zareo, rafa nivôka ny tanàna niaraka tamin'ny mpiagnany ny vahôka betsaka Izy, ny zanak'i Temeo, Bartimeo ze mapangataka sady jamba, no metotra amoron-dàlana,\v 47 Rafa naregny izy fa Jesôsy avy agny Nazareta zagny de nanomboka ny niekeka mafy izy ary nitare hoe: " Ry Jesôsy zanak'i Davida ô,mamindrà fô amina"! \v 48 "Betsaka sosy tamle jamba, nitare taminy mba hangigna fa vao maika izyy nikeka mafy hoe:" Ry zank'i davida ô!,mamindrà fô amina!"

1
10/49.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 49 De nanangana Jesôsy ary nagantso anazy hoe: Antsovinareo le jamba ary nitaravina hoe:" Mahereza! Mitasangànan magnantso anao Izy, \v 50 Nareny ny lambany ary ka nankeo amin'i Jesôsy Izy.

1
10/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 51 Denamaly anazy Jesôsy ary nitare hoe: " Ino ma tenao ataoko aminao? Ozy le leila jamba hoe:"Raby ô, te hahita za" \v 52 Ary ozy Jesôsy taminanjy hoe:" Mandehana, ny finoana no nahavonjy anao." De natazagna niaraka tamzay ny masony ary niaraka nagnaraka an'i Jesôsy taigny an-dàlana izy.

1
10/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 10

1
15/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Vô mipalakedahy, de nivory ny mpisorognabe niaraka tamin'ireo loholona sy ireo mpanora-dalàna ary ny synedriona Jiosy iray manontolo. Nofatoranjareo Jesôsy nindesiny nivoaka. Namenjareo an'i Pilato izy. \v 2 Nagnontany Anazy Pilato nagnano hoe: "Ianao va no mpanjakan'ny Jiosy?". Novaleny hoe: "Voalazanao."\v 3 Nanolotra fiampangana betsaka nanoihitra an'i Jesôsy reo lohan'ny mpisorogna.

1
15/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Nagnontany Anazy ndre Pilato hoe: "Tsy magnome valiteny va Ianao? Tazagno ny habetsaky ny fiampangana nindesinjareo manohitra An'nao!"\v 5 Fa tsy namaly an'i Pilato intsony Jesôsy,de nahagaga anazy zany.

1
15/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ary tamin'ny andro firavoravoana, de namotsotra gadra raika ho anjareo foagna Pilato, gadra ze nagnatahanjareo.\v 7 Niaraka tamin'ireo mpikomy takao am-ponja, Takeo amireo mpamono ôla ze voatana nohon'ny fandraisanjareo anjara tamin'ny fikomiana, de nisy leila raikana antsoina hoe: Barabasy.\v 8 De nankeo amin'i Pilato ny vahôka ka nanomboka nangataka taminy mba hagnanovany an-jareo araka ze fataony tagny alô.

1
15/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Pilato namaly anjareo ka nagnano hoe: "Tenareo va raha ny mpanjakan'ny Jiosy no halefako an'nareo?"\v 10 satre fantany fa felonana no nanoloran'ny lohan'ny Mpisorogna an'i Jesôsy taminy.\v 11 Fa nagnentana ny vahôka reo lohan'ny mpisôrogna mba ekeka mafy fa tokony ho Barabasy kosa no havotsotra.

1
15/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 De namaly anjareo ndre Pilato ka nagnano hoe: "Ino àry zany tokony hataoko amin'ny Mpanjakan'ny Jiosy?" \v 13 De nekeka mafy ndre zareo hoe: "Homboy Izy!"

1
15/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ozy Pilato tamijareo hoe: "Ino ny ratsy nataony?" Fa nekeka mafy hatragny hatragny zareo hoe: "Homboy Izy."\v 15 Te hanao ze mahafapo anjareo Pilato ko de nafahany anjareo Barabasy. Velezo Jesôsy ary avekeo natolony mba hombona.

1
15/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Nindesin'ireo miaramila ho agny ankianja Izy ( Izay ivontoeran'ny fanjakana), ary nantsoindreo avokoa ny antokon'ny miaramila manontolo\v 17 notafinjareo lamba volomparasy Jesôsy ary nandrandrana felô tsilo zareo ka nametraka anzany taminazy.\v 18 De nanomboka narahaba anazy zareo de niteny hoe:" Arahaba ry Mpanjakan'ny Jiosy!"

1
15/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Novolezinjareo tamina volosy ny lohany sady nororoany takeo. De nendohalika takeo agnatrehany zareo mody nidera Anazy.\v 20 Rafa avy nagneso anazy zareo, de nesorinjareo tamindre ny lamba volomparasy ary nampitafinjareo Anazy ny fitafiny manokana, ary de nindesinjareo nivôka izy mba hanombona Anazy.\v 21 Noternjareo ny mpandalo raika avy tagny an-tsaha mba hilanja ny hazo fijalian'i Jesôsy, leila raika antsoina hoe Simôna Kyrenianina rain'i Aleksandra sy Rofosy.

1
15/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 ndesin'ireo miramila tagny amin'ny tôrana atao hoe Gologota Jesôsy (ze midika hoe" Toeran'ny Karandoha") \v 23 Namenjareo dovay mifangaro miora Izy, fa tsy nisotro anzany Izy.\v 24 De nombonjareo Izy ary nitsinjarainjareo tamin'ny alalan'ny ankitsapaka ny fitafiny mba hfantarany ze ampahany raisin'ny miaramila tsiraikaraika.

1
15/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Tamin'ny ora fahatelo Izy no nombonjareo. \v 26 Ary takeo amin'ny takelaka hazo raika no nosoratanjareo ny fiampangan ananohitra Anazy hoe: " Mpanjakan'ny Jiosy." \v 27 Jiolahy roa no niaraka nombonjareo taminazy, ny tokana takeo an-kavanana ary ny tokana kô tankaveny. \v 28 [Fanamarinana: Ireo fandikana talô tsara indrindra de tsy manisy ny marka 15: 28 hoe:" De tanteraka ny Soratra Masina magnano hoe: Nataony ho isan'ny mpanota Izy". (Ampitao amin'ny Lioka 22:35)]

1
15/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Reo ze nadalo takeo de nagniratsira Anazy, nagnifidô ary nagnano hoe: "Ooy! Enao le afaka manjera ny fiangonana ary manangana anazy agnatin'ny telo andro,\v 30 vonjeo ny tegnanao ary midìgna avekeo amin'io hazofijalina io!"

1
15/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Lôhan'ny mpisorogna kô de nagneso Anazy sala amzany,niaraka tamreo mpanora-dalàna ary niteny hoe:"Namonjy ny hafa Izy, nefa tsy mahavonjy ny tegnany. \v 32 Aoka le Kristy,le mpanjakan'ny israely,hidigna avekeo amin'ny hazo fijalina,mba tazagnonay ary mba inonay," ary reo nohombona niaraka taminy kô de nagneso Anazy.

1
15/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Tamin'ny ora fahenina de tonga takeo amin'ny tany daôly ny aizigna katramin'ny ora fahasivy . \v 34 Tamizany ora fahasivy zany de nieka tamin'ny feo matanjaka Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, Lamà sabktany? ze midika hoe:" Andriamanitra ô, Andriamanitra ô, nagnino Anao no de nahafoy Ana?" \v 35 Ny sasagny tamireo ze nitsangana takeo naregny ny teniny de nitare hoe:" Tazagno,fa magnantso an'i Elia Izy."

1
15/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Nisy ôla raika niazakazaka, nandona divay madilo ny sipaonjy, ary nametaka anazy tamin'ny volosy, de nameny hosotroiny. Le leila nitare hoe:" Aoka tazagnay hampidigna anazy akeo Elia." \v 37 Avekeo JEsôsy nieka tamin'ny feo matanjaka de maty.\v 38 Rovitra nizara roy ny agnambo atrampidigna ny lamba tam-piangonana.

1
15/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 RAfa tazan'le Kapiteny ze nitsangana sy nifagnatrika tamin'i Jesôsy fa maty tamzany fomba zany Izy de ozy hoe:" Tegna zanak'Andriamanitra marina tokô io leila io."\v 40 De nisy vaiavy kô nitazagna tagny talavidavitra tagny. Anisan'izany i Maria Magdalena, Maria (renin'i Jakôba zandriny sy Josesy),ary Salome.\v 41 Tamin'Izy tagny Galilia de nagnaraka Anazy sy nanompo ANazy zareo. Ary vaiavy betsaka hafa kô no niaraka niakatra taminjareo tamin'ny tagny Jerosalema.

1
15/42.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 42 Rafa tonga ny hariva satre andro fiomagnana,zany hoe, andro alohan'ny Sabata io, \v 43 de tonga takeo Josefa avy agny Arimatia. Kambana hajaina akao amin'ny Synedriona izy ze nandigny ny fanjakan'Andriamanitra. Nagnam-pasahina izy nankeny amin'ny Pilato nangataka ny fatin'i Jesôsy.\v 44 Fa regn'i Pilato hoe maty sady Jesôsy; de nagnantso anle kapiteny ary nagnontny anazy izy ra maty Jesôsy.

1
15/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45 Rafa nahazo antoka le tamle kapiteny izy fa maty Jesôsy, de nameny an'i Josefa ny vatgna mangatseka.\v 46 Ary Josefa nividy lamba landy . Nampidigna an'i Jesôsy takeo amin'ny Hazo fijalina izy de namogny landy Anazy ary nandevigna Anazy tagnaty fasagna ze vôlavaka tamina vatolampy. Avekeo nakodedeny ny vato takeo amin'ny varavarampasagna izy\v 47 De tazan'i Maria Magdalena sy Maria renin'i Josesy ny tôrana nandevegnana Anazy

1
15/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 15

1
16/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Rafa dila ny andron'ny sabata,de nividy ranomanitra hatao amin'ny fatin'i Jesôsy i Maria Magdalena sy Maria renin' i Jakoba,ary Salome nandany vola nividy menaka manitra hagnosorany amin'ny fatin'i Jesôsy. \v 2 Vô mipalakedahy tamin'ny andro voalôhany amin'ny herignandro, de nankegny amin'ny fasagna zareo raha vao mipôka ny masoandro.

1
16/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Nifampiresaka zareo hoe: " Iza no hagnakode ny vato amin'ny varavaram-pasagna ho antsika?" \v 4 Rafa nitraka zareo, de tazanjareo fe efa voakode niala ny vato,tegna gedabe.

1
16/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
on\v 5 Nitsofoka tagnaty fasagna zareo de natazana gaogna nagnano akanjo fotsy, nitombigna takeo an-kavanana, ary de gaga zareo. \v 6 De ozy taminjareo: " Aza matatra. Mikaraka an'i Jesôsy nareo, le Nazarianina, ze nomboina. Nitsangana Izy, tsy aketo Izy. Tazagno ny torany nametranareo Ananjy.\v 7 a mandana, taravo zareo mpianany sy Petera fa melôha anareo agny Galilia Izy. De ho tazagnareo akaigny Izy. Araka izay ,otaraviny taminaeo."

1
16/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Nivôka malaky zareo niala takao agnaty fasagna; nangitakitaka sy nidagnaka zareo. Tsy niteny n'inoninona tamin'ôla zareo satre natatra mafy.

1
16/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Vô ampôlakeka tamin'ny andro vôlôhany tamin'ny herignandro, tafaran'ny nitsanganany, de nibôgna tamin'i Maria Magdalena alo Izy, le nandroasany devoly fito. \v 10 De lasa Maria ka nitatibolana tamreo ô'la niaraka tamin'i Jesôsy, rafa mbôla nisaona sy nitomagny zareo.\v 11 Regninzareo fa velona Izy sady natazagna Anazy izy , saingy tsy nino njareo

1
16/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Tafaran'reo ra reo Jesosy de nipoitra tamin'ny endrika afa tamin'ny roa taminjareo , ra nde hagny an- tanàna zareo, \v 13 de lasa zareo nitatibolana taminireo mpianatra sasagny .saingy tsy nino zareo.

1
16/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Tafara kely de nipoitra tamin'ny iraika ambiny folola Jesôsy ra mbola ampihinanakanina zareo, dia nitrerona anjareo Izy nony tsy finoany hamafin'ny fonjareo, satria tsy ninonjareo ze nahita Ananjy tafaran'ny nitsangana tamin'ny maty.\v 15 Ozy taminjareo hoe: " Mankanesa akaigny amin'izao tôntôlo zao ianareo, ary torio amin'ny ô'la daôly ny filazantsara. \v 16 Izay mino sy atao batisa no ho vonjena, Ary ze tsy mino kosa de helona.

1
16/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 reto famantarana reto de hagnaraka anze mino:Amn'ny Agnarako no hamoanjareo Devoly. Hiteny amin'ny fiteny vaovao zareo.\v 18 hitana menaragna amin'ny tagnana zareo, ary ra misotro pozina zareo, de tsy mampagnino anjareo zany. Hametra-tagnana aminn'ny manavy zareo de ho sitragna regny".

1
16/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Rafa avy nireseka taminjareo ny Tompo, de nampakarina tagny an-danitra Izy sady nipetaka eo an-tagnan'ankavanan'Andriamanitra.\v 20 De lasa reo mpianatra nitory tegny rehetra tegny,ary ny Tompo niara-niasa taminjareo ary nagnamafy ny teny tamin'ny alalan'ny famantarana ze niaraka taminjareo.

View File

@ -1,5 +1,6 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -32,10 +33,13 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> f884c241bc7ea5ed0248ff2009ebd6b1aa598ab5
=======
>>>>>>> a4724efb109ab6673985c16514c5f7de8f112290
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 705f37cebbc4010c5c14401d3e98213dfa90fc32
@ -43,3 +47,6 @@ If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this wor
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> f884c241bc7ea5ed0248ff2009ebd6b1aa598ab5
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> a4724efb109ab6673985c16514c5f7de8f112290

View File

@ -34,7 +34,8 @@
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD108",
"LAPTOP-H5E91POD"
"LAPTOP-H5E91POD",
"MAD105"
],
"finished_chunks": [
"07-title",
@ -203,6 +204,73 @@
"14-63",
"14-66",
"14-69",
"14-71"
"14-71",
"06-title",
"15-45",
"15-42",
"15-title",
"16-01",
"16-03",
"16-05",
"16-08",
"16-09",
"16-12",
"16-14",
"16-17",
"16-19",
"06-56",
"06-53",
"06-51",
"06-48",
"06-45",
"10-01",
"10-05",
"10-07",
"10-10",
"10-13",
"10-15",
"10-17",
"10-20",
"10-23",
"10-26",
"10-35",
"10-38",
"10-41",
"10-43",
"10-46",
"10-49",
"10-51",
"15-01",
"15-04",
"15-06",
"15-09",
"15-12",
"15-14",
"15-16",
"15-19",
"15-22",
"15-25",
"15-29",
"15-31",
"15-33",
"15-36",
"15-39",
"06-01",
"06-04",
"06-07",
"06-10",
"06-12",
"06-14",
"06-16",
"06-18",
"06-21",
"06-26",
"06-23",
"06-30",
"06-33",
"06-35",
"06-37",
"06-39",
"06-42"
]
}