auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-24 10:20:09 -04:00 committed by root
parent 4ccbe7a125
commit b34f08ed80
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Ary natazagna aviavy tokana nandravina avy tary alavidavitra, de nagnankeky Izy nizaha ra misy vôny tamin'azy, ary rafa nankeo Izy, de tsy natazagna n'ino nino fa ravina fôgna, fa mbôla tsy fotona famoazan'ny aviavy tamin'io.\v 14 De ozy tamin'zany hoe: "Tsisy hinana ny voa avy aminao mandrakizay." Ary ny mpianany naregny an'zany.
\v 13 Ary natazagna aviavy tokana nandravina avy tery alavidavitra, de nagnankeky Izy hizà ra misy vôny tamin'azy, ary rafa nankeo Izy, de tsy natazagna na ino na ino fa ravina fôgna, fa mbôla tsy fotona famoazan'ny aviavy tamin'io.\v 14 De ozy tamin'zany hoe: "Tsisy hinana ny vô tsony avy aminao mandrakizay." Ary ny mpianany naregny an'zany.