Thu Oct 24 2019 18:10:46 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 18:10:46 -04:00
parent fd7528fc49
commit b1bd0233b0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Ary nisy raika tamireo vaôka namaly an'Azy hoe: "Mpampianatra ô, nentiko aketo aminao ny zanako lahy. Misy fanahy ratsy tsy mampiteny an'azy izy. \v 18 Misambotra an'azy io ka mandavo an'azy ary mandô vory izy manidy nify ary lasa nihinjitra izy. Nangataka tami'reo mpianatrao za mba amoka an'zany iala amin'azy, kanefa tsy vitan'izireo zany. \v 19 Ary namaly anizy reo Izy hoe: '' Ry taranaka tsy mino,mandra-pahoviana no hipetrako aketo aminareo? Mandra-pahoviana no handiferako aminareo? Ento mankaty Aminà izy.''
\v 17 Ary nisy raika tamireo vaôka namaly an'Azy hoe: "Mpampianatra ô, nentiko aketo aminao ny zanako lahy. Misy fanahy ratsy tsy mampiteny an'azy izy. \v 18 Misambotra an'azy io ka mandavo an'azy ary mandô vory izy manidy nify ary lasa nihinjitra izy. Nangataka tami'reo mpianatrao za mba amoka an'zany iala amin'azy, kanefa tsy vitan'izy reo zany. \v 19 Ary namaly an'izy reo Izy hoe: '' Ry taranaka tsy mino,mandra-pahoviana no hipetrako aketo aminareo? Mandra-pahoviana no handiferako aminareo? Ento mankaty Aminà izy.''