auto save
This commit is contained in:
parent
fff523171b
commit
b0fbd01535
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 23 \v 24 \v 25 Ary sahy niôzogna izy hoe: "N'inon'ino angatahanao amina, de ameko anao, ne de mbôla antsasak ny fananako aza" nitati'bolana tany tamin-dreniny izy hoe: "Inona ma zany tôkony hangatahako aminazy"? De zao no navalin-dreniny hoe: "Ny lôhan'i Jaona mpagnano batsia" teo no ho eo izy nipody malaky tany amin'ny mpanjaka de nitaraviny hoe: "Teko homenao ana;zao de zao, eo ambiny vilia ny lohan'i jaona mpagnano batisa.
|
\v 24 Ary sahy niôzogna izy hoe: "N'inon'ino angatahanao amina, de ameko anao, ne de mbôla antsasak ny fananako aza" \v 23 De nitatibôlana tany tamin-dreniny izy hoe: "Inona ma zany tôkony hangatahako aminazy"? De zao no navalin-dreniny hoe: "Ny lôhan'i Jaona mpagnano batsia" teo no ho eo izy nipody malaky tany amin'ny mpanjaka de nitaraviny hoe: "\v 25 Teko homenao ana;zao de zao, eo ambiny vilia ny lohan'i jaona mpagnano batisa.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 26 \v 27 \v 28 \v 29 nitorovoka tamzay ny mpanjaka, tsy afaka nifaka izy satria efa nagnano voady tamin-drazaza viavy sy tamin'ny ô'la nasaivina rehetra tamin'ny fihinanan-kanina. Nodideny ny mpiabina iray teo amin'ny mpanjaka hoe tapaho ny lôhan'i Jaona de hoento aty. Nande le mpiambina nanapa-dôha an'i Jaona tao antrano maizina. Nindesiny tan-dovia ny lôhany de nameny anle viavy ary le viavy nanôlotra izany an'ny mamany. Rafa hegnon'ny mpianatra zany de tônga zareo naka ny fatiny de nandevina izany.
|
\v 26 \v 27 \v 28 \v 29 itorovoka tamzay ny mpanjaka, tsy afaka nifaka izy satria efa nagnano voady tamin-drazaza viavy sy tamin'ny ô'la nasaivina rehetra tamin'ny fihinanan-kanina. Nodideny ny mpiabina iray teo amin'ny mpanjaka hoe tapaho ny lôhan'i Jaona de hoento aty. Nande le mpiambina nanapa-dôha an'i Jaona tao antrano maizina. Nindesiny tan-dovia ny lôhany de nameny anle viavy ary le viavy nanôlotra izany an'ny mamany. Rafa hegnon'ny mpianatra zany de tônga zareo naka ny fatiny de nandevina izany.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
niherigna takeny amin'i Jesôsy reo mpianany ka nitati-bôlagna ny raha jiaby nataonzareo. Hoy izy tamzareo: "Ndao tsika ho any an'efitra de iala sasatra kely." fa betsaka ny ô'la nifamoivoy,ka tsy mba nisy fotoagna nihinanan-kanina akory. Dia nande sambokely zareo mba ho any an-tany foana.
|
\v 30 \v 31 \v 32 niherigna takeny amin'i Jesôsy reo mpianany ka nitati-bôlagna ny raha jiaby nataonzareo. Hoy izy tamzareo: "Ndao tsika ho any an'efitra de iala sasatra kely." fa betsaka ny ô'la nifamoivoy,ka tsy mba nisy fotoagna nihinanan-kanina akory. Dia nande sambokely zareo mba ho any an-tany foana.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
fa reo ô'la reo nahita azy ireo nandeha sady nahalala anazy zareo, de nikorôsy an-tôngotra dahôly ny ô'la avy tagny an-tanàna, ary tônga talohan' zareo. rafa tonga tegny amin'ny môrogna zareo,de nahatsikaiky vahoaka maro jesôsy satre sahala amin'ny aôndry tsy misy mpiambigna le ô'la. De nanomboka nampiagnarigna ra maro zareo.
|
\v 33 \v 34 fa reo ô'la reo nahita azy ireo nandeha sady nahalala anazy zareo, de nikorôsy an-tôngotra dahôly ny ô'la avy tagny an-tanàna, ary tônga talohan' zareo. rafa tonga tegny amin'ny môrogna zareo,de nahatsikaiky vahoaka maro jesôsy satre sahala amin'ny aôndry tsy misy mpiambigna le ô'la. De nanomboka nampiagnarigna ra maro zareo.
|
Loading…
Reference in New Issue