Wed Oct 16 2019 15:56:05 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-16 15:56:06 -04:00
parent 915104b1fc
commit afb747550b
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 Ary rafa voasambotra Jaona de tonga takao Galilia Jesosy nitory ny filazantsaran'Andriamanitra. Ary nilaza hoe: "efa tonga ny fotoana, ary efa ankeky ny fanjakan'Andriamanitra. Mibebaha de minoa ny filazantsara. Rafa nande tagny amoron-dranomasin'i Galilia Izy, de natazana an'i Simona sy Andrea
\v 14 \v 15 Ary rafa voasambotra Jaona de tonga takao Galilia Jesosy nitory ny filazantsaran'Andriamanitra. Ary nilaza hoe: "efa tonga ny fotoana, ary efa ankeky ny fanjakan'Andriamanitra. Mibebaha de minoa ny filazantsara. Rafa nande tagny amoron-dranomasin'i Galilia Izy, de natazana an'i Simona sy Andrea rahalahin'i Simona nagnarato satria mpagnarato zareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 Rafa lasagna alavidavira Jesosy dia nahita an'ery Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona ralahiny, zay tao an-tsambokely nanamboatra ny arato. Nanantso anjareo Izy ka de napetrany tao an-tsambokely avy atraigny Zebedio rainy sy ireo mpikarama, ka nanaraka anazy reo.
\v 19 \v 20 Rafa lasagna alavidavitra Jesosy dia nahita an'ery Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona ralahiny, zay tao an-tsambokely nanamboatra ny arato. Nanantso anjareo Izy ka de napetrany tao an-tsambokely avy atraigny Zebedio rainy sy ireo mpikarama, ka nanaraka anazy reo.