Mon Oct 21 2019 15:11:15 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
adcdabbe13
commit
ae5a864d35
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 17 \v 18 \v 19 Rafa hariva ny andro, de tonga niaraka tamin'ireo rombefolo la Izy, Rafa nipetraka takeo amin'ny latabatra sy ninana zareo, de ozy Jesôsy hoe: Lazaiko marina aminareo , fa ny raika aminareo ze miaraka minana Amina aketo de hamadika Ana. Nalaelo mafy zareo daôly, ka nitare taminazy tsiraikaraika hoe: Tsy za mintsy zany!.
|
||||
\v 17 Rafa hariva ny andro, de tonga niaraka tamin'ireo rombefolo la Izy, \v 18 Rafa nipetraka takeo amin'ny latabatra sy ninana zareo, de ozy Jesôsy hoe: Lazaiko marina aminareo , fa ny raika aminareo ze miaraka minana Amina aketo de hamadika Ana. \v 19 Nalaelo mafy zareo daôly, ka nitare taminazy tsiraikaraika hoe: Tsy za mintsy zany!.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 20 \v 21 Jesôsy namaly ka nitare anazy reo hoe: Ny raika aminareo rombefolo la zany, le miara-mangnatsoboka mofo Amina, agnaty vile zao. Fa ny Zanak'ôla de ande amin'ny lãlana ze efa vôlazan'ny Soratra Masina momba Anazy. Fa loza kosa ho an'ze leila ze hamadika ny Zanak'ôla. Tsara ho anazy ra tsy teraka izy.
|
||||
\v 20 Jesôsy namaly ka nitare anazy reo hoe: Ny raika aminareo rombefolo la zany, le miara-mangnatsoboka mofo Amina, agnaty vile zao. \v 21 Fa ny Zanak'ôla de ande amin'ny lãlana ze efa vôlazan'ny Soratra Masina momba Anazy. Fa loza kosa ho an'ze leila ze hamadika ny Zanak'ôla. Tsara ho anazy ra tsy teraka izy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 22 \v 23 \v 24 \v 25 Ra mbôla takeo ampinanana zareo, de niaka mofo i Jesôsy, de nisaotra ary nizarazara an'zany nameny anazy reo zany sady nagnano hoe: '' Raiso, ty ny tegnako. De niaka ny kapôka Izy de nisaotra ary nagnome an'zany anjareo, de nisotro tamin'zany zareo daôly. De ozy Izy tamin'jareo: Ty ny ran'ny fanekem-piavanako, ra alatsaka ho an'ny maro. Lazaiko marigna aminareo, tsy hisotro ty vôkatra vôlloboka ty mitsy Za mandra-patongavan'ny andro ze hisotroko an'zany ndre aigny amin'ny fanjakan'Andriamanitra''
|
||||
\v 22 Ra mbôla takeo ampinanana zareo, de niaka mofo i Jesôsy, de nisaotra ary nizarazara an'zany nameny anazy reo zany sady nagnano hoe: '' Raiso, ty ny tegnako. \v 23 De niaka ny kapôka Izy de nisaotra ary nagnome an'zany anjareo, de nisotro tamin'zany zareo daôly. \v 24 De ozy Izy tamin'jareo: Ty ny ran'ny fanekem-piavanako, ra alatsaka ho an'ny maro. \v 25 Lazaiko marigna aminareo, tsy hisotro ty vôkatra vôlloboka ty mitsy Za mandra-patongavan'ny andro ze hisotroko an'zany ndre aigny amin'ny fanjakan'Andriamanitra''
|
|
@ -115,6 +115,9 @@
|
|||
"14-06",
|
||||
"14-10",
|
||||
"14-12",
|
||||
"14-15"
|
||||
"14-15",
|
||||
"14-17",
|
||||
"14-20",
|
||||
"14-22"
|
||||
]
|
||||
}
|
Loading…
Reference in New Issue