auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-19 04:15:43 -04:00 committed by root
parent 3c0914c03c
commit a32d1a468c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 \v 20 Rafa hiakatra takao amin'le sambokely Izy, de nengavy tamin'Azy le leila nitôran'le demonia mba hiaraka amin'Azy. Saigy tsy namela tsy namela an'azy anefa Jesosy, fa nagnano tamin'azy hoe: "Mandiana mody akaigny amin'ny tragnonao sy ny fenakavenao ary tantarao amin'jareo ze nataon'ny Tompo taminao, sy namindrany fo taminao". De lasana nody izy ary nanomboka nagnambara ze ra gedabe ze nataon'i Jesosy tamin'anjy takaigny Dekapolisy, ary gaga ny daôly.
\v 18 Rafa hiakatra takao amin'le sambokely Izy, de nengavy tamin'Azy le leila nitôran'le demonia mba hiaraka amin'Azy. \v 19 Saigy tsy namela tsy namela an'azy anefa Jesosy, fa nagnano tamin'azy hoe: "Mandiana mody akaigny amin'ny tragnonao sy ny fenakavenao ary tantarao amin'jareo ze nataon'ny Tompo taminao, sy namindrany fo taminao". \v 20 De lasana nody izy ary nanomboka nagnambara ze ra gedabe ze nataon'i Jesosy tamin'anjy takaigny Dekapolisy, ary gaga ny daôly.