auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-21 05:16:09 -04:00 committed by root
parent 69b7a12111
commit a2d41c8430
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'ny fampenarany Jesôsy de nikoragna hoe: "Mitandrema amin'reo mpanora-dalàna, ze te mandende amin'ny akanjo lava ary ten'jareo ny arabaina akaigny an-tsena. Ary ten-jareo ny maazo ny seza vôlôny agny amin'ny synagôga sy ny tôragna vôlôny any amin'ny fety. Mandroba ny tranon'reo magnano tegna zareo ary magnano vavaka lava be ho regnin'ôla. Ireo leila ireo de handray fagnaelôhana gedabe tokô.
\v 38 Tamin'ny fampenarany Jesôsy de nikoragna hoe: "Mitandrema amin'reo mpanora-dalàna, ze te mandende amin'ny akanjo lava ary ten'jareo ny arabaina akaigny an-tsena.\v 39 Ary ten-jareo ny maazo ny seza vôlôny agny amin'ny synagôga sy ny tôragna vôlôny any amin'ny fety.\v 40 Mandroba ny tranon'reo magnano tegna zareo ary magnano vavaka lava be ho regnin'ôla. Ireo leila ireo de handray fagnaelôhana gedabe tokô.

1
12/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy takeo Jesôsy nentotra nifagnitsy ny vata fanatazan-drakitra takao amin'ny Tempoly; Nitazana an'reo ôla daôly ze nandrotsaka vola takao amin'ny vata fandatsahan-drakitra . Mpanankarena maro no