diff --git a/01/32.txt b/01/32.txt index 5560d49..2454b56 100644 --- a/01/32.txt +++ b/01/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 \v 33 \v 34 Tamin'io hariva io, taorian'ny filentehan'ny masoandro, dia nentin-jareo taminazy izay narary rehetra na misy demonia. Nitagnitanina teo am-baravarana daôly ny fokon'ola. Nanasitrana ola maro zay nararign'aretina samihafa Izy ary nandroaka demonia maro, fa tsy navelany hikorana ireo \ No newline at end of file +\v 32 \v 33 \v 34 Tamin'io hariva io, taorian'ny filentehan'ny masoandro, dia nentin-jareo taminazy izay narary rehetra na misy demonia. Nitagnitanina teo am-baravarana daôly ny fokon'ola. Nanasitrana ola maro zay nararign'aretina samihafa Izy ary nandroaka demonia maro, fa tsy navelany hikoragna reo demonia satria nafantatra anazy zareo. \ No newline at end of file